Dépêches

Toetry ny andro : Mbola hitohy ny rotsak’orana

12 Janoary, 10h00. Hanorana tandrifindrahona ny morontsirak’i Boeny, Melaky ary ny faritra Atsimo Atsinanana androany alarobia. Handrahona kosa ny faritra sisa. Ho maina ny andro ny tolokandro amin’ny Morontsirak’Androy sy ny tendrony Atsimo ny faritra Atsimo ary hisy oram-baratra ny faritra sisa. Ao Antsirabe kosa no ahitana ny maripana ambany indrindra 15-23 °C ary ao Antsiranana no ahitana ny ambony indrindra 23-33°C.

Laisser un commentaire