Distrikan’i Mahanoro : Tafatsangana ny EPP vaovao
16 Aogositra, 16h12, Tranon-tsekoly mirefy 200m/8m no tafapetraka ao amin’ny fokotany Manarintsoa, ZAP Ambodibonara, izay natolotra ara-pomba ofisialy ho an’ny fari-piadidina Mahanoro sy sitrahan’ny Farimbon’Ezaka ho Fampandrosoana ny Fanabeazana eny Ifotony na ny FEFFI sy ny FRAM.
Ity tranon-tsekoly ity izay vokatry ny fiaraha-miasan’iteo fokonolona sy ireo fikambanam-behivavy any an-toerana
