Dépêches

Azo jerena indray ny lalao Barea

01 Septambra, 08:00. Tapaka taorian’ny fitsidihana nataon’ny avy ao amin’ny CAF fa azo jeren’ny olona 10000 ny lalao hifanandrinan’i Barea sy i Benin ny alakamisy 2 septambra izao. Nahafeno ny fepetra ny fahatsaran’ny kianja ka izany no antony naneken’izy ireo izany.

Laisser un commentaire