Dépêches

Rano fisotro : Hamatsy vola ny Banky iraisam-pirenena 

02 Fevrier, 08h00. Mitentina 200 tapitrisa dolara ny teti-bidin’ity tetikasa izay ho vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena vola amin’ilay tetik’asa PAAEP. Izany dia tetik’asa fanomezana rano fisotro madio ho an’Antananarivo sy ny tanàn-dehibe dimy hafa toa an’Antsiranana, Mahajanga, Manakara, Antsirabe ary Fianarantsoa. Malagasy maro no hahazo tombontsoa amin’ity tetikasa ity.

Laisser un commentaire