Rivo-doza : Efa ao Maurice i Batsirai
02 Fevrier, 09h00. Efa tafiditra an-tanety ao Maurice ny rivo-doza mahery vaika antsoina hoe Batsirai. Efa tsy mianatra sy tsy miasa intsony ny mponina any an-toerana ankehitriny fa mihidy aman-trano avokoa. Mila miomana sahady amin’ny fahatongavany ihany koa isika eto Madagasikara.
