Dépêches

POLISY NASIONALY

18 Martsa, 15h55 Hanatanteraka fitsirihana sy fanaraha-maso manerana ny faritr’Antananarivo renivohitra izy ireo. Manomboka amin’ny alakamisy 18 martsa ity izany. Hijery manokana ny fanajana ireo fepetra hiarovana amin’ny fihanaky ny covid-19 izy ireo. Hisy ihany ny ny fanentanana amin’ny alalan’ny “megaphones”, ny fizarana ireny aron-tava sy “ visières” ho an’ny taxibe.

Laisser un commentaire