Fandriam-pahalemana: Manampy ny mpitandro filaminana ny Tafika Malagasy
15 Febroary, 09h00. Manome tanana ireo mpitandro filaminana eto an-drenivohitra ny Tafika Malagasy amin’ny fampandriana fahalemana. Manamafy ny fisafoana amin’iny faritra Ambohitrimanjaka izay namoizana ain’olona mpitondra kodiaran-droa iny. Manohy izany amin’ireo toeran-kafa araka izany ireo miaramila avy amin’ny ZDS IKOPA ho fanampiana ireo pôlisy.
