Fifanarahana teo amin’ny FMF (Federation Malgache de Football) sy i Eric Rabesandrandratana.
08 Septambra, 08h10. Tapitra teo amin’iny lalao nifanandrinan’ny Madagasikara sy Tanzania iny ny fifanarahana nisy teo amin’ny roa tonta, endrasana arak’izany ny mety ho fiovana misy eo amin’ny mpanazatra ny Barean’ny Madagasikara.Raha tsiahivina mantsy dia lalao roa no nifanarahana fa hiandraiketan’ny Eric Rabesandratana mandritra ny fotoana nampiatoana tamin’ny asany ny mpanazatra teo aloha Nicolas Dupuis .
