Ady amin’ny homamiadana: miara miasa ny avy amin’ny Fondation Akbaraly sy ny Tafika Malagasy
Efa nandritry ny 4 taona no niarahan’ny Fondation Akbaraly sy ny Etat Major des Armées Malagasy niasa ary nanatanteraka fanavaozan-tsonia
Read More
Efa nandritry ny 4 taona no niarahan’ny Fondation Akbaraly sy ny Etat Major des Armées Malagasy niasa ary nanatanteraka fanavaozan-tsonia
Read More15 Febroary, 09h00. Manome tanana ireo mpitandro filaminana eto an-drenivohitra ny Tafika Malagasy amin’ny fampandriana fahalemana. Manamafy ny fisafoana amin’iny
Read MoreNanampy sy nanome tanana ireo tra-boina tao Ankazomanga ny avy ao amin’ny Tafika Malagasy. Niara-nisalahy nametraka ireo trano lay ny
Read More14 Janoary, 08h30. Nahazo fanomezana, vary 200 gony avy amin’ny « Korea Food for Hungry International » ny Tafika Malagasy teto Ampahibe.
Read MoreMaro ny fihetsika hanehoana ny fitiavan-tanindrazana. Isany amin’izany ny fanatevenan-daharana ny Tafika Malagasy. Maro no mihevitra fa asa tsy mihaja
Read MoreNiarahaba sy nirary so any Minisitry ny fiarovam-pirenena, Rakotonirina Richard ny tompon’andraikitra ao amin’ny Ministera sy ny ao amin’ny fibaikoana
Read MoreNiseho ambany faneva ny 28 desambra lasa teo ireo zazavao kilasy 2021/2. Efa nahavita ny fiofanana fototra ara-miaramila tao amin’ny
Read MoreNandray ny Kolonely Wang ny Ministeran’ny Fiarovam-pirenena mba hirosoana amin’ny fampianarana teny Sinoa eo anivon’ny Tafika. Miroso amin’ny fampandrosoana hatrany
Read MoreAo anatin’ny fanavaozan-drafitra tanteraka ny Tafika Malagasy ankehitriny mba hanatsarana ny lafin’ny fandriam-pahalemana eto amin’ny tany sy ny firenena. Nofoanana
Read More