Fandriam-pahalemana: Manohana ny tafika Malagasy hatrany i Korea
14 Janoary, 08h30. Nahazo fanomezana, vary 200 gony avy amin’ny « Korea Food for Hungry International » ny Tafika Malagasy teto Ampahibe. Izany dia ho fanohanana amin’ny ady ataon’ny miaramila amin’ny Covid-19 sy ny kere.
