Dépêches

Enin-dahy mpangalatra fitaovana tao amin’ny kianjan’ny Barea

16 Aprily, 09h30. 06 mirahalahy indray tratra nitatitra entana avy ao amin’ny kianjan’ny Barea, andro amin’ny 10 sasany alina, fotoana tsy azo ivezivezena no nanaovan’izy ireo ny asa ratsiny ny 15 Avrily teo. Nitondra camionnette Ireto olon-dratsy ary nibata entana nivoaka ny kianja ho ampidirina ao. Vao nahita polisy dia rifatra nandositra, fa tratra ihany.

Laisser un commentaire