Agence Française de Développement (AFD) : fitsidihana teny amin’ny biraon’ny Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana
Dépêche 8 septembre, 19h, Fanaovana tomban’ezaka mahakasika ny tetikasa fanatsarana sy fanorenana fonja sy tribonaly, ary koa ny famatsiam-bola ho fanampiana amin’ny fanadinana eny anivon’ny sekolim-pirenena manofana ho Mpitsara sy Mpirakidraharaha ary ny fandraharahana ny fonja no tena anton-dia.
