Dépêches

Sakafo : Amboara miisa telo no azon’i Orlando nandritra Young Chef Olympiad 2023

Dépêche 06 février, 12h, Tapitra ny fifaninanana tamin’ny Young Chef Olympiad 2023 ary nanana solontena i Madagasikara. Teo amin’ny laharana faharoa no nisy an’i Orlando Randriamihaingo niaraka tamin’i Chef Lalaoarisoa Guy Ralaizamary (mentor). Ankoatra izany dia nahazo ny amboara nisalorany ny maha « meilleur pratique d’hygiène et de sécurité », sy tamin’ny « meilleur ambassadeur YCO » ny tenany. Hankasitrahana hatrany ireo rehetra izay mitondra avo ny anaran’i Madagasikara amin’ny sehatra rehetra.

Laisser un commentaire