Dépêches

Dépêche du 15h00 02 Août-Baccalauréat 2023: efa vita 100%  ny fitsarana ny taratasim-panadinana ho an’Antananarivo

Nanambara ny tompon’andraikitra misahana ny fanadinana Baccalauréat fa efa vita manontolo ny fitsarana ny taratsim-pandinana  ho an’ny eto Antananarivo. Araka izany dia efa manomboka mampiditra ny naoty anaty solosaina izy ireo ary koa manambatra ny taratsim-panadinana isa-taranja.

Laisser un commentaire