Kolontsaina: Fankalazana ny tenin-dreny
24 Febroary, 12h00. Mbola mitohy ny hetsika fampiratiam-boky eny Analakely androany. Betsaka ireo fikambanan’ny mpanoratra hita eny an-toerana toy ny FMMS izay mampiranty ny boky Fararano mirakitra ireo Sombin-tantara maro.
