Dépêches

Fitsarana miaramila : Efa manomboka ny any amin’ny faritra ankoatra an’Analamanga

25 Aogositra, 15h00, Nanomboka tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity ny Fitsarana miaramila any amin’ireo Faritra ankoatra an’Analamanga. Ny tao Manakara manokana, nizotra ampilaminana ny fanatontosana izany ary tsy hifarana raha tsy amin’ny faha 31 ny volana aogositra ity. Ary manentana ny tanora lahy sy vavy, 19 ka hatramin’ny 31 taona, hatrany eo avy ao amin’ny fiarovam-pierenena amin’ny fanatanterahana izany eny amin’ireo toerana voatondro any amin’ny faritra misy fanaovana izany.

Laisser un commentaire