Anjozorobe: Fakàna an-keriny.
Renim-pianakaviana 3 nalain’ny jiolahy an-keriny.
Read More
Renim-pianakaviana 3 nalain’ny jiolahy an-keriny.
Read MoreMitaky vola 140 tapitrisa Ariary amin’ny fianakavin’ireo nalaina an-keriny tao Fieferana Anjozorobe, ireo dahalo amin’izao fotoana izao. Olona miisa 3
Read More02 Oktobra, Nahomby ny tolona; tao aorinan’ilay hetsika manokana nataon’ny vondron-tombim-paritry ny zandary Imerina Central ny amin’ny hamongorana sy hikarohana
Read MoreTao amin’ny Renirano iray antsoina oe reniranon’Anosikely no maty ity lehilahy iray ity. Raha ny fanazavana dia nohon’ny fahataran’ny fanavotana
Read MoreNotokanana ny 29 martsa lasa teo ny tsangambato fahatsiarovana ireo mahery fo tao Anjozorobe sy ny lycée vaovao. Nampitondraina ny
Read MoreNitrangana lozam-pifamoivoizana tao Analaroa Anjozorobe. Kamiao nitondra mpijery baolina kitra maherin’ny 30 ity niharan-doza ity. « Tovolahy 22 taona no maty
Read MoreRenim-pianakaviana iray no niharan’ny filan-dratsin’ny jiolahy tao Belavabary Anosikely. Efadahy ireo jiolahy nahavanona izao loza mahatsiravina izao. Naolanan’izy ireo teo
Read MoreNandiso ny vaovao naparitaky ny mpikambana iray tao amin’ny tambazotran-tseratsera ny Zandarimariam-pirenena. Raha atao ny tamberina, nanao fizarana tao amin’ny
Read MoreHerinandro lasa izay no nanaovana hetsika fampandrian-tany manokana any amin’ny distrikan’i Anjozorobe, noho ilay tranga fakana ankeriny niseho tamin’ny faha
Read MoreMatetika loatra ny tsy fandrim-pahalemana amin’iny faritra Anjozorobe, izay tena mampitaraina ny mponina mihitsy. Mitohy hatrany ihany koa ny taratasy
Read More