Anjozorobe: Fakàna an-keriny
Mitaky vola 140 tapitrisa Ariary amin’ny fianakavin’ireo nalaina an-keriny tao Fieferana Anjozorobe, ireo dahalo amin’izao fotoana izao. Olona miisa 3 no nalain’ireo olon-dratsy an-keriny ary mandrahona ny hamono ireo takalon’aina ireo jiolahy amin’izao.
