Dépêches

Zazarano nisy nanipy teo an-tokontanin’olona tao Mahajanga

23 Desambra, 08h00. Fatin-jazarano efa simba tokony teo amin’ny 8 volana teo, satria efa no nisy nanipy teo an-tokontanin’ny mpitandro filaminana iray monina ao amin’ny Secteur 06 ao Tanambao Sotema Mahajanga 01 ny marina teo. Ny tompon-trano nifoha tamin’ny 05 ora maraina no nahatsikaritra ny razana teo an-tokontaniny ity. Nampandrenesiny avy hatrany ny fokonolona sy ny tompon’andraikitra teo an-toerana hijery ny zava-misy.

Laisser un commentaire