Anio ny fitsingerenan’ny taona nahaterahany androany I Christophe Rabearimana
10 Septambra, 09h05. Mankalaza ny faha 44 taonany androany i Christophe Rabeharimanana. Isan’ny tena hahafataran’ny maro azy ny filalaovana tantara ao amin’ny radio. Mirary soa sy fahombiazana ho azy hatrany, ho tratran’ny 44 taona manaraka.
