Fianarantsoa : lehilahy iray hita faty
25 Janoary, 08h00. Lehilahy iray no hita faty tao Antarandolo akaikin’ny Jovenna Fianarantsoa omaly. Nentin’ny rano izy araka ireo nanatri-maso ary efa eo amam-pelan-tanan’ireo tompon’andraikitra. Mbola tsy fantatra kosa ny fianakaviana.
