Dépêche du 12h30 14 Juillet – Amboasary Atsimo: Nitrangana hain-trano omaly
Trano maherin’ny 20 tafo no kila forehitry ny afo omaly atoandro tao Limby, kaominina Amboasary Atsimo. Tsy nisy ny aina nafoy saingy an-jatony kosa ireo traboina.Raha ny fanazavana dia fipoahana vatoaratra finday tao amin’ny trano iray no nitarika ny afo
