Ambatondrazaka: Zazavavy kely 08 taona voaholana.
12 oktobra; tovovavy kely iray 08 taona no naholan-draikeliny 50 taona tao anatin’ny andro maromaro; tany Soalazaina distrikan’Ambatondrazaka. Simba tanteraka ilay zaza amin’izao fotoana. Efa nahiditra am-ponja vonjimaika ilay raikeliny nahavanon-doza. Mbola hanaovana fanadihadiana ny renin’ilay zazavavy. Andrasana ny tohin’ny raharaha.
