Soavinandriana Itasy : Nisitraka fiofanana mahakasika ny tazomoka ireo mpitsabo avy amin’ny CH Soavinandriana sy ny avy amin’ny hopitaly miaramila
Mpiasan’ny fahasalamana maromaro avy amin’ny hopitalin’i Soavinandriana sy ny hopitaly miaramila any an-toerana no nisitraka fiofanana ny amin’ny fandraisan-tanana ireo
Read More