Dépêches

Antsirabe: Avotra soa aman-tsara ilay lehilahy marary saina nihanika andrin-jiro

01 Desambra, 08h00. Lehilahy iray tsy salama saina antsoina hoe Armand na BOB no niakatra amin’ny andrin-jiro mitondra herin’aratra 20.000 volts tao Tombontsoa. Tonga haingana ny Jirama nanala azy teo. Soa ihany fa nifanandrify indrindra amin’ny fanapahana mifandimby ny niakarany teny raha tsy izany dia lasa toy ny kitoza. Na izany aza dia niharan’ny fahamaizana ateraky ny herin’aratra ihany ny tenany.

Laisser un commentaire