Nihitsoka tanteraka ny lalana RN 44
01 Desambra, 07h00. Niharan-doza indray ny fiara lehibe iray teny Antanambao Andranolava androany maraina. Nihitsoka tanteraka ny fifamoivoizana taorian’izay tamin’iny lalam-pirenena faha 44 iny satria nibahan-dalana ilay fiara.
