Dépêches

Andapa Sambava : voasambotra ilay tovovavy nandoro vola niparitaka tamin’ny tambajotran-tserasera

Voasambotra omaly alahady tao Ambodifamba Andapa, ny tovovavy iray nirehareha, nanao fanamby (challenge) mandoro vola tao amin’ny tambajotran-tserasera facebook. Voarara ny lalàna manan-kery eto Madagasikara ny minia na mandoro vola ary fananam-pirenena ny vola. Efa vita moa ny famotorana azy ary niaiky ny heloka vitany ity tovovavy ity.

Laisser un commentaire