Toetr’andro : Efa miditra vanim-potoana lohataona isika amin’izao
Taorian’iny andro nangatsiaka narahina erika madinika iny dia efa miditra amin’ny vanim-potoanan’ny lohataona isika ankehitriny. Efa hiakatra ny hafanana manomboka androany, ka tsara hatrany ny miomana ho amin’izay.
