Dépêches

Comores-Madagasikara: Mangataka hody eto Madagasikara ireo tantsambo mihitsoka ao comores

Noho ny valan’aretina Choléra dia nihitsoka ao Comores ireo Tantsambo Malagasy ka mangataka fazahoan-dalana avy amin’ny filoham-pirenena izy ireo.. Salama tsara izahay hoy izy ireo ary manodidina ny 2 volana eo no efa nijanona tany an-toerana. Ny fiaramanidina hoy ireo dia miditra sy mivoaka mitatitra olona hatrany kanefa ny sambo dia izao mihitsoka izao. Koa mangataka fahazoan-dalana hody izy ireo, izay nilaza ihany koa fa vonona ny hanaja ny fepetra ara-pahasalamana.

Laisser un commentaire