Dépêches

Ambohidratrimo : Vehivavy aman-jatony nahazo fampiofanana mahakasika ny asa tanana

Dépêche 03 février, 15h, Vehivavy sahirana aman-jatony no nahazo fampiofanana mahakasika ny zava-kanto maimaimpoana avy amin’ny Orinasa Arte Nostra nandritra ny efatra volana. Ny tanjona tamin’izany dia ny hahafahan’ireo vehivavy mamorona asa ho an’ny tenany ary ihany nahafah’nireo efa mpisehatra mampiakatra ny lentan’ny vokatra izay vokariny. Hahafahan’ireo vehivavy manampy ny tokantranony ihany koa no isan’ny tanjona iray nanaovan’ny orinasa izany fampiofanana izany amin’ny alalan’ny fandraisana mpiasa vaovao ao amin’ny orinasa. 

Laisser un commentaire