Dépêches

Tontolo iainana: Maloto ny rivotra iainana eto Antananarivo Renivohitra.

Dépêche 26 octobre, 13h, Noho ny antony maro samihafa, nahitana fahalotoana ny rivotra iainana eto Antananarivo tao anatin’ny andro vitsivitsy. Raha jerena maso fotsiny dia hita fa rakotra setroka ny habakabaka ary rehefa mandeha tongotra dia maheno fa ratsy ny fofona. Araka ny nambaran’ny OMS ihany koa dia erfa mihoatra ny tokony ho izy ny tahan’ny “particules fines” izay mandrakotra ny habakabaka sy ny tany ka tsy mahasalama. Miteraka tsy fahasalamana avokoa anefa izany ary efa maro ny aretina aterany. Ny tena antony voalohany dia ny fandorana ireo fako maro be ka miteraka setroka. Ilaina fanarenana haingana izany.

Laisser un commentaire