Dépêches

Toliara : Lany ho filohan’ny oniversite indray ny Dr Andriamanantena Razafiharison

05 Aprily, 09h00. Miditra amin’ny fotoam-pitantanany faharoa indray ny Dr Andriamanantena Razafiharison, filohan’ny oniversiten’i Toliara rehefa ny 70% amin’ny vato tamin’ny fifidianana. Dimy no vina entina amin’ity fe-potoam-pitondrany vaovao ity, ny fanatsarana ny lafiny ara-pitantanana sy ara-bola, fampivoarana ny fiaraha-miasa, fametrahana sampana misahana vakoka, fampandrosoana ny fampianarana sy ny fikarohana ary ny fanatsarana ny fiainana ara-tsosialy sy ara-kolontsaina eo anivon’ny Oniversite.

Laisser un commentaire