Antananarivo Renivohitra : nodiovina ny tanàna ao anatin’ny boriborintany V
Nanatanteraka fanadiovana faobe ny kaominina Antananarivo Renivohitra, ao amin’ny boriborintany fahadimy, omaly. Nodiovina ny sisin-dalana sy ny manodidina ny tobim-pako, nalana ireo fasika, ny lobolobo sns.
