Dépêche du 17 h 00 27 Juin- Akon’ny fetim-pirenena : Matso 2023
Nitotaly 3684 isa ireo mpandray anjara tamin’ny matson’ny fankalazana ny faha 63 taoanan’ny niverenan’ny fahaleovan-tena tetsy Mahamasina omaly 26 Jona . Ny 404 tamin’ireo no vehivavy izay nizara sokajy maromaro dia ny nandeha tongotra, ny nitondra fiarakodia, ny nitondra kodiaran-droa ary ny nitondra fiaramanidina sy angidimby.
