Fifaninanana Tsidika- Sokajy Tolotra ho an’ny vahoaka- Kaominina Talata Volonondry
Manampy betsaka amin’ny fitaterana ny mponina ao Talata Volonondry ny Zotra H izay miala eo Ambatomitsangana ka mifarana any Sabotsy Talata Volonondry. Manamora ny fiainan’ny mponina tokoa satria ahafahana mitatitra ireo vokatra any an-toerana aty an-drenivohitra.
