Fifaninanana Tsidika- Sokajy Tolotra ho an’ny vahoaka- Kaominina Talata Volonondry
Nasiam-panamboarana avokoa ary natao rarivato ny lalana rehetra manodidina ny Kaominina Talata Volonondry. Izany no natao mba hahafahana mampifandray ireo Sekolim panjakana rehetra any an-toerana toy ny EPP, CEG, lisea, ny CSBII, ny Biraon ny Zandarimariam-pirenena, ary ny Tsena Kaominaly.
