Fifaninanana Tsidika- Sokajy Tolotra ho an’ny vahoaka- Kaominina Ambohimanambola
Namboarina ny lakan-drano tao amin’ny Fokontany Andranomanga satria tena mijaly ny tantsaha amin’ny tsy fisian’ny lakan-drano ahafahana mamatsy rano ireo tanimbariny sy ny tanimboliny. Velom-panantenana ireo tantsaha ary nankasitraka izao asa izao.
