Fifaninanana Tsidika- Sokajy Tolotra ho an’ny vahoaka- Kaominina Fieferana
Ny fanabeazana tokoa no vahaolana ho an’ny firenena mahantra tahaka antsika. Mila tohana ireo zandry mpanala fanandinana ka nisy ny fizarana fitaovana ho an’ny mpanala fanadinana toy ny penina, penisily hazo, fitsipika ary nisy ihany koa ny fizarana sakafo azy ireo ho hery lehibe iatrehany ny fanadinana.
