Fifaninanana Tsidika- Sokajy Tolotra ho an’ny vahoaka- Kaominina Ankadinandriana
Nisy ny hetsika fampianarana ny mpianatra sy ny mponina tao Ankadinandriana mikasika ny tokony hikarakarana ny nify sy ny ativava. Aretina tena mampijaly ny maro tokoa ny areti-nify ka tsara kolokoloina dieny tsy simba izy.
