Fifaninanana Tsidika- Sokajy Tolotra ho an’ny vahoaka- Kaominina Anjeva Gara
Nisy ny asa fanadiovana ny lakan-drano iatrehana ny taom-pahavatra tao main’ny Fokontany Ankadiefajoro Anjeva Gara. Faly ny mponina fa sady madio ny tanàna no nahazo asa izy ireo satria nahazo vola avokoa izay tonga nanadio. Ny tanàna maio tokoa no antoka mampandroso.
