Fifaninanana Tsidika- Sokajy Tolotra ho an’ny vahoaka- Kaominina Alasora
Sarotra ny manao kopia izany rehefa tara amin’ny fetr’andro tokony hanaovana azy ka nanampy betsaka ny kaominina Alasora amin’ny fanomezana kaopia foibe ho an’ny ankizy latsaky ny 18 taona. Ankizy miisa eo amin’ny 430 no nisitraka izany tamin’ny 7 desambra 2021 lasa teo. Nanampy betsaka ireto ankizy tokoa izany mba hahafahan’izy ireo misitraka ny zony feno teo amin’ny firenena.
