Fifaninanana Tsidika- Sokajy Tolotra ho an’ny vahoaka- Kaominina Sabotsy Namehana
Nisy ny fizarana rano tany amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana noho ny tsy fahampian’ny rano any an-toerana. Efa miha ritra rahateo ny renirano Imamba izay mpamatsy rano ny tanàna. Ny rano dia aina ka tsy maintsy ilaina eo amin’ny fiainana ka izany no anton’izao fizarana izao.
