Fifaninanana Tsidika- Sokajy Tolotra ho an’ny vahoaka- Kaominina Ambohidrabiby
Mitohy hatrany ny asa ho an’ny vahoaka any amin’ny Kaominina Ambohidrabiby ka isany tamin’izany ny lalana rarivato mampitohy fokontany maro, ka mifarana eo amin’ny kaominina. Zava-dehibe tokoa ny tetik’asa toy izany mba entina hampandrosoana ny tanàna, ary hanatsarana ny serasera anatiny.
