SocialTsidika

Fifaninanana Tsidika- Sokajy Tolotra ho an’ny vahoaka- Kaominina Ambohimangakely

Mitondra fampandrosoana ny Kaominina iray tokoa raha salama tsara ny mponina ao aminy. Ny tao Ambohimangakely izao dia nanao fizaham-pahasalamana maimaimpoana ny 20 novambra 2021 lasa teo tao amin’ny CSB II Ambohimangakely. Iaraha-mahalala fa lafo ny mitsabo tena amin’izao fahabetsahan’ny aretina izao ka tena mety tokoa ny fizahana maimaimpoana tahaka ity.

Laisser un commentaire