Fifaninanana Tsidika- Sokajy Tolotra ho an’ny vahoaka- Kaominina Ankadikely Ilafy
Tsy mikely soroka amin’ny asa fanadiovana ny Kaominina Ankadikely Ilafy, indrindra ny fanadiovana ireo tata-drano izay miteraka fanelingelenana ho an’ny mponina raha tsy voadio. Ny fahadiovana tokoa no antoky ny fahasalamana ahafahana mampandroso ny Kaominina.
