Itasy: Ankizy manodidina ny 500 isa nahazo kopia nandritra ny fitsarana mitety vohitra
Ankizy 500 isa no nahazo kopia soram-piankohonana, omaly, tao amin’ny kaominina Ampefy distrika Itasy, nandritra ny hetsika fitsarana mitety vohitra.
Read More
Ankizy 500 isa no nahazo kopia soram-piankohonana, omaly, tao amin’ny kaominina Ampefy distrika Itasy, nandritra ny hetsika fitsarana mitety vohitra.
Read MoreHanaparitaka kopia fanamarinam-pahaterahana (bulletins de naissance) miisa 6 000 ny avy ao amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra manerana ny boriborin-tany miisa 6.
Read MoreHanenika ny boriborin-tany miisa 6 ity hetsika fizarana kopia faobe ity. Vinavinaina hahatratra olona miisa 12 000 eo no hahazo izany
Read MoreHanenika ny boriborin-tany miisa 6 ity hetsika fizarana kopia faobe ity. Vinavinaina hahatratra olona miisa 12 000 eo no hahazo izany
Read MoreMiisa 12 ireo olona nisitraka ny hetsika fanomezana sora-pahaterahana (kopia) sy karapanondrom-pirenena, izay efa samy mihoatra ny 18 taona avokoa
Read MoreNy alatsinainy lasa teo no nanatanterahana ny hetsika fanomezana sora-pahaterahana (kopia) sy karapanondrom-pirenena faobe, tao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Natao ho
Read MoreTaorian’ny fanokanana tamin’ny fomba ofisialy ny fanomezana kopia sy karapanondrom-pirenena faobe, izay notontosaina teny anivon’ny biraon’ny distrika tamin’ny herinandro lasa
Read MoreDépêche 28 octobre, 12h, Tsy maharaka ny asa ho atao ao anatin’ny fotoam-panisana ireo mpifidy ny avy ao amin’ny « imprimerie
Read MoreNampahafantatra ny avy eo amin’ny kaominina Sabotsy Namehana fa hisy ny fitsarana mitety vohitra ho an’ny olona latsaky ny 18
Read MoreHisy ny fanomezana kopia sy karapanondro maimaim-poana ho an’ireo feno 18 taona no mihoatra ka tsy mbola manana izany, izay
Read More