Antananarivo : Hanaparitaka kopia fanamarinam-pahaterahana hanomanana ny fanadinam-panjakana.
Hanaparitaka kopia fanamarinam-pahaterahana (bulletins de naissance) miisa 6 000 ny avy ao amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra manerana ny boriborin-tany miisa 6.
Read More