Anjeva : Miisa 12 ireo olona nisitraka ny hetsika fanomezana kopia sy karapanondrom-pirenena faobe tao amin’ny kaominina
Miisa 12 ireo olona nisitraka ny hetsika fanomezana sora-pahaterahana (kopia) sy karapanondrom-pirenena, izay efa samy mihoatra ny 18 taona avokoa
Read More