Lalaon’ny Nosy : Manomboka amin’ny 3000 ariary ny tapakila
Afaka dimy andro dia hanomboka lalaon’ny nosy andiany faha-11 atao eto Madagasikara. Manomboka amin’ny 3 000 ariary ka hatramin’ny 20 000 ariary ny vidin’ny tapakila napetraky ny COJI amin’ny fanotronana ny lalao baolina kitra sy basikety.
