Dépêches

Nodimandry alina ny Coach Jin Andriano ao amin’ny Fitnice

05 Mai, 15h00. Mbola nanao « publication » tao amin’ny tamba-jotra facebook i Coach Jin Andriano, kalaza erantany amin’ny Bodybuilding roa talohan’ny nitrangan’ny loza nahzo azy. Nifandona tamin ny camion mpaka fako tetsy Ankazomanga izy raha ny fantatra. Mbola nentina teny amin’ny hopitaly izy saingy tsy tana intsony ny ainy.

Laisser un commentaire